Entry (1/2) | 1 vazaha |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ireo olona avy any Eoraopa: Tamin' ny taona 1.500, hono, no nahitan' ny Vazaha voalohany an' i Madagasikara 4 Hevitra itarina : Rehefa mety ho vahiny avy any ampitan-dranomasina na avy an-tany hafa. [1.1] |
Explanations in English |
5 a foreigner, esp. a European [1.7] |
Explanations in French |
6 nom générique des nations étrangères, surtout de la race blanche [1.3#820] 7 étranger, surtout européen [1.8] 8 Nom générique des étrangers, surtout des Blancs, Européens, spécialement Français [1.5#327] |
Examples |
9 Hitanareo ireo vazaha, Sinoa, Karana [2.332#46] 10 Mahatsiaro ny baikom-bazaha ny zokinjokiny [2.445#81] 11 Manao tokantrano imaso amim-bazaha i Bola [2.471#67] 12 Tamin' ny fahadimy amby roapolo andro dia tonga ny vazahanay niaraka tamin' ny mpandika teny malagasy iray [2.643#37] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Ethnonyms |
|
Titles | 28 Malgaches et Vazaha à Tamatave (1854-1885) : Métissages et médiations sur la côte Est de Madagascar (Bois Dominique) |
Proverbs | 29 Proverbs containing the word vazaha |
Entry (2/2) | 30 vazaha |
Elementary words | 31 vazaha |
Part of speech | 32 noun |
Explanations in French |
33 (sens général : étranger ; mais il a probablement une autre origine car cette plante est bien autochtone). Aristea kitchingii Baker (Iridaceae). Nom et identité dans le Compendium de Baron, dans Malzac, etc. Ce dernier auteur écrit : « herbe dont on fait des corbeilles ; et dont les racines sont un vésicant ». [Merina]
[1.196] |
Vocabulary |
34 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 36 havazà, havaza, hazavà, hazava, vazaha, zahava |
Updated on 2023/10/06 |