Entry (1/3) | 1 ve |
Part of speech | 2 particule [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Kianteny kely enti-manontany, ka tsy manomboka fehezanteny no ampiasana azy fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana: Handeha ve ianao amin' ny Alakamisy? -- Amin' ny Alakamisy ve ianao no handeha? Indraindray, azo ampiasaina miaraka amin' ny moa ny ve ka atao manarakaraka azy: Moa ve hijanona ianao? [1.1] |
Explanations in French |
4 Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase [1.3] |
Examples |
5 Hianao ihany ka tsy hanao izany ve ? (Vous en êtes bien capable, vous êtes assez osé pour cela) [1.3] |
Synonyms | 6 va |
Analogs | 7 moa |
Entry (2/3) | 8 ve |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 fivoizana lakana [Taisaka]
[1.78] 11 fivoy, hazo fisaka misy tahony lavalava entina mitondra lakana [Betsimisaraka] [1.78] |
Vocabulary |
12 Navigation |
Synonyms | 13 five |
Entry (3/3) | 14 ve |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 evina [Taisaka]
[1.78] |
Vocabulary |
17 Health |
Updated on 2020/07/31 |