|
|
|
|

Entry (1/3)1  va
Part of speech  2  particule [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Kianteny enti-manontany, ka tsy fanontaniana tsotra no ambara aminy fa fanontaniana fampiasa amin' ny kabary izay fantatra avy hatrany rahateo fa ho tsia" na "eny" no valiny: Ho sahintsika va ny minia ho very? (Ny fampiasana ny va dia tsy manomboka fehezanteny fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana; indraindray azo ampiarahina amin' ny "moa" ny va ka atao manarakaraka azy: Moa va tsy rahalahintsika rehefa mety ho iray ra amintsika?) [1.1]
Explanations in English  4  interrogative; cf. moa: handèha va hianào? are you going ? [1.7]
Explanations in French  5  Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase [1.3]
6  interrogative, cf. moa: handèha va ianào? est-ce que vous partez ? [1.8]
Examples  7  Efa nihinana va hianao? (Avez-vous mangé ?) [1.3]
8  Hianao va ka mba mino izay tenin’ olona (Vous ne croyez jamais ce qui l’on vous dit) [1.3]
9  Razoky va no manitra voan-kazo? [2.131]
10  Nahoana no dia izao va itondrana hanina izahay? [2.472]
11  Moa va tsy menatra izy. [2.470]
Synonyms  12  ve
Analogs  13  moa
Compound words 

Entry (2/3)16  va~
Part of speech  17  prefix [Full list]

Entry (3/3)18  va    
Part of speech  19  morphological form of aller
Explanations in Malagasy  20  matoanteny frantsay "aller": Il va (Mandeha izy) [3.1]

Updated on 2023/08/11