|
|
|
|

Entry (1/2)1  vivy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Bara] anaram-borona, tsiriry
4  [1.1] Voronandrano somary bongobongo maso, miraiki-drantsantongotra, mpanao an-tsitrika mba hahazoany trondro izay ivelomany; manao trano mitsingevaheva eny ambony rano ny vivy
Explanations in English  5  [1.7] a small waterfowl, a species of goose; in some dialects, a small grebe
Explanations in French  6  [1.54] grèbe
7  [1.8] espèce de toute petite oie sauvage; grèbe
8  [4.22] grèbe castagneux (Tachybaptus rufficollis capensis)
9  [4.22] grèbe malgache (Tachybaptus pelzelnii)
Examples  10  Ny vivy no tompon' ny dobo. [2.245#]
11  Ary ireo rehetra ireo dia fihinana daholo, ary ny vivy tokana no tsy mba tia' ny Malagasy ho hanina [2.48]
Vocabulary  12  Zoology: birds
Synonyms  13  kiborano, tsiriry
Proverbs  14  Proverbs containing the word vivy

Entry (2/2)15  vivy
Part of speech  16  noun
Explanations in French  17  [1.196] (duplicatif de vy, donc : « qui est assez dur », en parlant du bois). Acridocarpus vivy Arènes (Malpighiaceae). Arbre de 10-15 m. Bois d'intérêt secondaire. [Bezanozano]
Vocabulary  18  Botany
Scientific name 

Updated on 2024/12/10