|
|
|
|

Entry1  voaroy
Root  2  voa
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Botany: tree
Explanations in Malagasy  5  Anarana iombonan' ny karazan-kazo madinidinika maro, misy voany menamena kely [1.1]
Explanations in English  6  the mulberry and similar fruits [1.7]
Explanations in French  7  le mûrier; son fruit [1.8]
8  (de voa : fruit ; et roy : épines, plante épineuse). Nom générique des Ronces ou rubus (Rosaceae). Voir les mots de voarointsaka à voarointsilo. [1.196]
Examples  9  Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly. [2.69#222]
10  Ramielovola Ramielovoahangy ny nifiny dia vato lahatra ny tanany dia vanim-bero ataonao ho trandraka anaty voaroy ve aho Randriamatoa? [2.131#49]
Synonyms  11  hazondandy, voaroihazo
Phytonyms 
Proverbs  13  Proverbs containing the word voaroy
Article  14  Randzavola: voaroy ao amin' ny Baiboly

Anagrams  15  voaory, voaroy

Updated on 2022/07/30