Entry | 1 voasoratra |
Part of speech | 2 past participle |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] |
Explanations in French |
4 [1.3#632] écrit, dessiné, marqué, peint |
Examples |
5 [2.996#47.2.5] fa izao no voasoratry ny mpaminany 6 [2.117#89] Telo karazana ny fanazavana voasoratra ao. 7 [2.528#81] Vakio kely hoe ny sasany amin' izay voasoratra. 8 [2.113#64] Izay sekoly tsy voasoratra dia tsy isaina ho sekoly. 9 [1.436] Izay voasorany dia tsy ilaina ho tovontovonan-teny 10 [2.356#166] Anefa izay voasoratro mba noheveriko ho netinety ihany |
Root | 11 soratra |
Morphology |
|
Synonyms | 13 sinoratra |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |