Entry | 1 voatavoarivolahy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazam-boatavo kelikely, teritery ny afovoany ary fanao fitoerandrano rehefa nalana ny atiny ka nomainina |
Explanations in French |
4 [1.196] (de voatavo et arivolahy : un millier d'homme ; nom faisant encore allusion à l'origine de l'humanité). Variété de Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae), à fruits de grande capacité avec un net rétrécissement vers le milieu (on y voit une ressemblance avec le foetus dans l'utérus de sa mère). [Merina]
|
Examples |
5 [2.436#] Ny anarana iantsoana ireo zavatra ireo dia hoe "tandindona" : fary lava be miaraka amin' ny raviny, akondro vao voatombo-tany miaraka amin' ny fakany, lefona ihantonan' ny voatavoarivolahy voaravaka vakana sy volafotsy ary ampinga. |
Vocabulary |
6 Botany: vegetable |
Elementary words | 7 voatavo, arivolahy, lahy |
Scientific name |
|
Updated on 2025/02/02 |
![]() |