|
|
|
|

Entry1  voatavobozaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazam-boatavo lehibe fihinana, tsara tsiro
Explanations in French  4  [1.196] (de voatavo : courge-calebasse et bozaka : herbe sèche, allusion à quelque chose de très commun). Variété commune de Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae). Ses fruits à l'état jeune ont une chair mangeable. [Merina]
5  [Betsileo]
Examples  6  [1.437#] Ary itony voatovo maramara no natao hoe voatavom-bazaha, dia vao nanampy ny voatavobozaka sy ny voatavoatodiakoho;
Vocabulary  7  Botany: vegetable
Elementary words  8  voatavo, bozaka
Scientific name 

Updated on 2025/02/02