|
|
|
|

Entry1  voninkazo
Elementary words  2  vony, hazo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Organa mampitombo taranaka ny ankamaroan' ny zavamaniry, izay mizara roa: ny fitoeram-boa ary ny ravim-bony, izay mazàna miloko sy manana endrika mahafinaritra [1.1]
Explanations in English  5  a flower [1.7]
Explanations in French  6  fleur [1.8]
7  (de vony : fleur et hazo : arbre). Nom général des fleurs cultivées pour la décoction ; même si elles sont produites par des plantes herbacées ou des plantes à bulbe. Le marché aux fleurs de Tananarive est justement réputé pour la beauté des produits qui y sont présentés. [1.196]
Examples  8  voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana. [2.817#]
9  Tsy mba misy fofona ny voninkazo vitan' olombelona! [2.529#79]
Vocabulary  10  Botany: (in general)
Compound words 
Titles  15  Voninkazo adaladala (Andriamanantena Georges)
16  Voninkazo loharano (Ny Onja)
17  Voninkazo taratasy (Rajaobelison Samuël)
Proverbs  18  Proverbs containing the word voninkazo
Illustrations 
19  20  21 

Updated on 2023/12/09