Entry | 1 vontom-bintana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ny andro faharoa entin' ireo renivintana (Alahamady, Asorotany, Adimizana, Adijady) izay mitondra andro telo: vavany -- vontony -- vodiny |
Elementary words | 4 vontona, vintana |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |