|
|
|
|

Entry (1/2)1  zeny
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fohy kely, iva dia: Olona zeny (Jereo bozeny)
4  [1.62#1153] botrikely, iva dia iva nefa tsy mahia loatra. Teny mitovy hevitra: bozeny
Explanations in English  5  [1.7] dwarfish
Explanations in French  6  [1.3#871, 1.8, 1.5#347] rabougri
7  [1.3#871] nain; chétif
Examples  8  [2.150] Koa manano zeny atao ampanjaka anao.
9  [2.996] izay vokoka, na zeny, na mipentina ny masony, izay hatenina, izay anakandroana, ny torotoro vihy.
Derivatives 
10  Adjectives :

Entry (2/2)11  zeny
Part of speech  12  noun
Explanations in English  13  [1.7] dwarf
Explanations in French  14  [1.8, 1.5#347] nain

Updated on 2025/03/30