Entry | 1 zoto |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Faharisihana, fanaovana asa na zavatra an-taitrapo ary amim-paharisihana |
Explanations in English |
4 [1.7] zeal, diligence; |
Explanations in French |
5 [1.8] zèle, diligence; application |
Examples |
6 Nanery tena moa fa ny zoto tsy eo. [2.4#] 7 Fa tsy misy mafy tsy laitry ny zoto, hoy ny fahendren' ny Ntaolo. [2.285#] 8 Ny mandeha tsy zoto, ny mitoetra tsy laina fa raharaha ifanomanana ka samy manao ny tandrifiny. [2.587#] |
Vocabulary |
9 Emotions |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word zoto |
Quotes | 16 Texts mentioning zoto |
Anagrams | 17 tozo, zoto |
Updated on 2024/01/13 |