Entry | 1 mazoto |
Root | 2 zoto |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Be hafanam-po hanao zavatra na asa, marisika: Mazoto hanamainty molaly ny tanindrazany izy 5 Tia asa fatratra, tia fianarana: Mpianatra mazoto izy ha tsy mahagaga raha afa-panadinana [1.1] |
Explanations in English |
6 zealous, diligent. [1.7] |
Explanations in French |
7 zélé, diligent, laborieux. [1.8] |
Examples |
8 Nazoto izy (Il était zélé) [1.20] 9 Hazoto izy (Il sera zélé) [1.20] 10 Mazotoa (Soyez zélé) [1.20] |
Morphology |
|
Analogs | 15 rodaka, rototra, marisika, mavitrika, mavika, mavibika, mafana fo, mafana vay, mirehidrehitra, nisotro tsilaky, tsy misatry fanahy, be zotom-po |
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word mazoto |
Updated on 2023/09/28 |