Entry | Betsimitatatra | |
Part of speech | name (toponym) | |
Explanations in Malagasy | ... [Andrianjaka] dia nampanao ny fefilohan' Ikopa hanamboarana ho tanimbary ilay hetrina makadiry, izay noritina tsikelikely, ka nitarina miandalandalana. Andrianjaka, hono, no namome ny anarana hoe Betsimitatatra sy nanombaka nanao tanimbary teo. [1.10] | |
Explanations in French | Grand et sans canaux de dessèchement; nom d'une grande plaine située à l'ouest de Tananarive où l'on cultive le riz et qui se dessèche seule sans canaux d'écoulement. [1.3] | |
Vocabulary | Geography: mountains, vales | |
Illustrations | ||
Updated on 2023/05/19 |