|
|
|
|

Entry1  Fanahy Masina
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Holy Scriptures
Explanations in Malagasy  4  Olona fahatelo amin' ny Trinite Masina aseho matetika amin' ny endriky ny voromahailala [1.1]
5  Ny Fanahy Masina dia voalaza ho mitsilo ny saina, mankahery ny fo ary monina ao amin' ny fanahin' ny olona marina [1.1]
Explanations in English  6  The Holy Spirit, the third person of the Trinity. [1.2]
Elementary words  7  fanahy, masina

Updated on 2023/06/13