|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanisana (isa)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fijerena ny isan-javatra na isan' olona [1.1]
Explanations in English  4  The act of counting [1.7]
Explanations in French  5  L'action de compter [1.3, 1.8]
6  Pointage, enregistrement, recensement [1.13]
Examples  7  fanisana ny mponina sy fanisana ny tanora ampy taona tokony hanao raharaha miaramila; [4.27]
8  Teo amin' ilay fotoana fanisana rakitra ka mangina fa tratra ny ao am-piangonana, no nisy gaona kely niditra. [2.472]
Compound words 
Article  11  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Entry (2/3)12  fanisana (sisa)
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  Famelana sisa; fanokanana; fitahirizana [1.1]
Explanations in French  15  L'action de laisser des restes, la cause [1.3]

Entry (3/3)16  Fanisana
Part of speech  17  name (biblical book)
Vocabulary  18  Holy Scriptures
Explanations in Malagasy  19  (fanafohezana Fanis) na hoe Nomery = Izany no iantsoana azy, satria ny fanisana ny Vahoakan' Israely no fanombohany. [2.611]
Explanations in English  20  Numbers: one of the books of the Bible [3.1]
Explanations in French  21  Nombres: un des livres de la Bible [3.1]
Synonyms  22  nomery, nomery
Article  23  Randzavola: Fanisana

Anagrams  24  fanasina, fanisana, fasinana

Updated on 2023/08/11