Entry (1/2) | 1 filazana |
Root | 2 laza |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 fampahalalana: Filazana tamin'ny gazety no nahafantarako izany. 5 Fanambarana: Manao izao filazana izao ny Fitondrana revolisionera. 6 Fitantarana: Araka ny filazan'ireo nanatri-maso, dia folo no isan'ny maty tamin'io loza io. [1.1] |
Explanations in English |
7 a report, an announcement [1.7] |
Explanations in French |
8 l'annonce, l'avis, le récit, la narration, ceux qui entendent le récit, les plaintes: Izao no filazana voapetaka tamin'ny rindrina (Voici l'annonce qui a été collée sur le mur) [1.3] 9 annonce, avis [1.5] |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Titles | 16 Filazantsara () |
Entry (2/2) | 17 Filazana |
Elementary words | 18 filazana |
Part of speech | 19 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
20 Geography: towns |
Anagrams | 21 falazañy, falazina, filazana, Filazana, finalaza, zanafaly |
Updated on 2024/05/27 |