Entry | 1 Iharanandriana |
Part of speech | 2 name (toponym) |
Vocabulary |
3 Geography: mountains, vales 4 Tourism: points of interest |
Explanations in Malagasy | 5 [Hiharanandriana hoy ny sasany] tendrombohitra be vatolampy, tomandavana mianavaratra sy mianatsimo, ao amin-ny faritany Ambatolampy, nefa tsy lavitra an-Antananarivo, tandrifindrifin' i Tsinjony sy Behenjy... 1825 m ny haavon' ny tendrony atsimo ary mihaiva kokoa ny avaratra. Ny Vazaha manao azy hoe "satro-jobon-i Behenjy"... [1.10] |
Explanations in English | 6 a rocky mountain some miles to the south of the capital. [1.2] |
Examples |
7 Fito tany amin'ny Vakinisisaony : Ampandrana, Imerimanjaka, Alasora, iharanandriana, Andramasina, Tsiafahy, Ambatomanga. [2.508#] |
Other spellings | 8 hiharanandriana |
Elementary words | 9 harana, andriana |
Tables and plates |
10 Full list |
Illustrations |
|
Updated on 2023/02/21 |