Entry (1/7) | 1 karàna |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Kinga, fetsy ratsy, fatsaka. |
Explanations in French |
4 [1.3#313] habile, rusé, roué |
Compound words |
|
Entry (2/7) | 7 karana |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] (fihasimban' ny hoe harana). Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato |
Vocabulary |
10 Biology |
Synonyms | 11 rikarikan-taolana |
Compound words |
|
Entry (3/7) | 13 karana |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in French |
15 [1.13] armature, canevas |
Compound words |
|
Entry (4/7) | 22 karaña |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in French |
24 [1.19] [Tankarana]
brisants. (rìva). |
Vocabulary |
25 Geography: (in general) 26 Navigation |
Entry (5/7) | 27 karàna |
Part of speech | 28 adjective |
Explanations in Malagasy |
29 [1.1] Momba an' i India, an' i India na avy any India: Hafahafa ny fomba karana raha misakafo |
Entry (6/7) | 30 Karàna |
Part of speech | 31 name (anthroponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
32 [1.1] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Indes (Azia atsimo): Anisan' ny mahantra eran-tany ny Karana na Hindou noho ny habetsahany, nefa misy manana tapitr' ohatra koa |
Explanations in English |
33 [1.7] an East Indian or Pakistanese |
Explanations in French |
34 [1.8] Indien ou Pakistanais 35 [1.13] Indien, Hindou |
Vocabulary |
36 History |
Entry (7/7) | 37 Karàna |
Part of speech | 38 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
39 [2.996] Cheran |
Explanations in French |
40 [2.996] Kerân |
Vocabulary |
41 Holy Scriptures |
Synonyms | 42 kerana |
Biblical quotes | 43 Chapters and verses mentioning Karàna |
Anagrams | 44 Karàna, karaña, karana, karàna |
Updated on 2024/11/22 |