Entry (1/3) | 1 lalana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Soritra namboarina hatao fandehanana mampitohy toerana na tanàna roa: Tsara ny lalana mankany Mojanga / Manaraha mandrakariva ny lalan' ny fahamarinana 4 Zavatra tsy maintsy atao mba hahatongavana amin' izay kendrena: Ny fikezahana no lalana mitondra amin' ny fahombiazana 5 Fahazoana manao zavatra iray, fahazoam-pahefana hanao zavatra iray: Iza no nanome lalana anao hiditra ato amin' ny sahako? (diso ny mampiasa ny teny hoe "alalana" amin' ny fehezan-teny toy io): Mangata-dalana handeha izahay, tompoko. 6 Teny misy hevitra ifandraisany: Lalan-kely, lalan-tsarety, lalam-be, arabe, lalam-boahangy, kizo, soritra, diantsarety, sakeli-dalana, kihondalana, fihaonan-dalana, sampan-dalana, hodimirana, finlahana, fivilian-dalana, lalamasaka, kizo tokana, lalantampina [1.1] |
Explanations in English |
7 a road, a way, a path [Mal. jalan; Jav. Dalan] see alalana, andalana, for many derivatives [1.2] 8 a road [1.7] |
Explanations in French |
9 route, chemin [1.8] 10 voie, rue [1.13] 11 [lalaña] chemin [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Examples |
12 lalany ihany ny lohasaha firaofany. [2.470] 13 Sarotra amin'izy efa-mianaka mihitsy ny manaraka ny lalana|dalana, fa efa feno ny mpandositra, ka dia ny manavatsava manao hitsin-lalana|dalana no nataony. [2.324] 14 Nihantsy ady taminy aho, hanova azy ho lalan' ny Fahafahana, saingy toa ho resiny. [2.471] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Titles |
25 Ny lalam-piainan' i Md Louis de Montfort (Gobry Ivan) 26 Ny lalana nombako (Ravelomanana Hermann) 27 Tari-dalam-pifandraisana : Guide to Communication Malagasy-Français-English (Yount James W.) |
Proverbs | 28 Proverbs containing the word lalana |
Article |
29 Randzavola: lalana ao amin' ny Baiboly (=> varotra sy ranto) |
Entry (2/3) | 30 lalàna |
Part of speech | 31 noun |
Explanations in Malagasy |
32 Fitsipika na amboaram-pitsipika tsy maintsy arahin' ny olon-drehetra, avoakan' ny mpitondra fanjakanà, na voaraikitry ny fomba amam-panao hatra ny fahagolan-tany, na ataon' ny solombavambahoaka: Fantatrao ve ny lalàna momba ny fifidianana? / Makà hevitra amin' ny olona mpahay lalàna ianao 33 Fepetra arahina amin' ny sokajin-javatra na fahaizana manokana: Araka ny lalànan' ny fitsipipitenenana malagasy dia tsy asiana / amin' ny fanakambanon-teny, raha ka na tra no iafaran' ny teny voalohany: Kara-pifidianana [1.1] |
Explanations in English |
34 [French la loi] a law [1.7] |
Explanations in French |
35 [français la loi] loi [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles |
42 Didy aman-dalana manan-kery ampiharina amin'ny Fifidianana : Recueil officiel des lois et règlements généraux applicables en matière d'élections (Fanjakana Malagasy) 43 Lalana velona didy nangonina momba ny kadasitra malagasy (Fanjakana Malagasy) |
Proverbs | 44 Proverbs containing the word lalàna |
Article |
45 Randzavola: lalàna ao amin' ny Baiboly |
Entry (3/3) | 46 Lalana |
Part of speech | 47 name (book title) [Full list] |
Vocabulary |
48 Literature: books |
Author |
49 Rakotoson Michèle |
Anagrams | 50 alalan, lalana, lalàna, Lalana, nalala |
Updated on 2023/09/13 |