|
|
|
|

Entry (1/2)1  lehilava
Elementary words  2  lehy, lava
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.10#L262] fomba fandeha ny pai-panorona, mifamaly amin' ny hoe lehifohy. Mifamaly toy izany koa ny hoe lehihavanana sy lehihavia
Explanations in French  5  [1.3#397] manière de jouer au fanorona
Vocabulary  6  Game
Antonyms  7  lehifohy

Entry (2/2)8  Lehilava
Elementary words  9  lehy
Part of speech  10  name (toponym) [Full list]
Examples  11  Rehefa nipetraka kelikely teo ireo Zanakantitra, dia tsy omby ny tanàna ka nivoaka niatsinanana kely naka vohitra teo Ambohimasina ny sasany; ary ny sasany kosa niakandrefana nankeo lehilava na Andohamandry. Fatratra mihitsy ny fitombony, ka tamin'ny nandaminan'i Laidama ny vatan-dehilahy ho isan-jato sy isan'arivo hampanaovina fanompoana, dia nahatratra telon-jato ny vatan-dehilahy teo aminy: Ambohimiarina zato iray, Ambohimasina zato iray, ary ny andrefana momba an'Andohamandry na lehilava, zato iray. [2.588#16]
Vocabulary  12  Geography: towns

Anagrams  13  Lehilava, lehilava, levalahy

Updated on 2023/06/04