Entry (1/2) | 1 mandoto |
Root | 2 loto |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manisy loto: Mandoto ny akanjony foana itý zaza itý 5 Manala baraka, manendrikendrika, manaratsy: Tsy tsara ny mandoto olona na iza na iza 6 Mametaveta ny zavatra madio, masiria: Mandoto zazavavy ~ Mandoto tempoly [1.1] |
Explanations in English |
7 to soil, to sully [1.7] |
Explanations in French |
8 souiller, salir [1.3, 1.8] 9 tacher 10 calomnier, diffamer, ternir la réputation de quelqu’un, profaner les choses saintes [1.3] |
Examples |
11 setroka mainty mivoaka amin' ny lafaoro mijoalajoala no mandoto ny habakabaka [2.470] 12 mandoto ny fitafiana ny fotaka (la boue salit les vêtements) [1.3] 13 mandoto ahy loatra io vehivavy io ka tsy zakako (cette femme me diffame trop et je ne puis le supporter) [1.3] |
Morphology |
|
Analogs | 18 manosodratsy, manoso-potaka, manendry ratsy, manao angovy, manao an-kery, maka an-kery, manao am-bohika, manao am-boribory, mametaveta |
Proverbs | 19 Proverbs containing the word mandoto |
Entry (2/2) | 20 Mandoto |
Root | 21 man-, loto |
Elementary words | 22 man~, loto |
Part of speech | 23 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
24 Geography: towns |
Anagrams | 25 mandoto, Mandoto |
Updated on 2023/01/20 |