Entry (1/2) | 1 mandrevo |
Root | 2 revo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Milentika ao anaty fotaka: Mandrevo izy ka vonjeo 5 Mora ilentehana azon' ny be fotaka: Mandrevo itý tany itý 6 Be dia be: Mandrevo ny ahitra amin' izao fahavaratra izao 7 Manahirana aoka izany: Nandrevo iny adiko tamin-dRakoto iny [1.1] |
Explanations in English |
8 to bog down; to be deep and yielding, as mud [1.7] |
Explanations in French |
9 s'enfoncer comme dans la boue [1.8] |
Examples |
10 Sarotra asaina ilay izy fa fotaka mandrevo matetika ny ambony ary tanimanga mavesatra ny ambany. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 15 Mandrevo |
Root | 16 man-, revo |
Elementary words | 17 man~, revo |
Part of speech | 18 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
19 Geography: towns |
Anagrams | 20 Mandrevo, mandrevo |
Updated on 2023/09/25 |