Entry (1/4) | 1 manombo |
Root | 2 hombo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mamantsika, mihazona na mitana mafy: Nanombo an' i Kristy tamin' ny hazo fijaliana ny Jody 5 Mandentika olona amin' ny teny nataony ihany: Nanombo ahy tamin' ny teniko ihany i dada [1.1] |
Explanations in English |
6 to fasten with nails or spikes [1.7] |
Explanations in French |
7 attacher avec des chevilles ou des clous [1.8] |
Morphology |
|
Entry (2/4) | 12 manombo |
Root | 13 tombo |
Part of speech | 14 active verb |
Explanations in Malagasy |
15 (miHOMbo no fampiasa matetika kokoa): Mihamafy (enti-milaza aretina): Nanombo ny aretiny hatramin' ny omaly [1.1] |
Synonyms | 16 mihombo |
Entry (3/4) | 17 manombo |
Part of speech | 18 active verb |
Explanations in Malagasy |
19 mitombo [Bara]
[1.78] 20 manitatra, mihalehibe [Taisaka] [1.78] 21 mampitombo, manitatra [Tanosy] [1.78] |
Entry (4/4) | 22 Manombo |
Part of speech | 23 name (toponym) [Full list] |
Explanations in French |
24 fleuve de la région du nord-ouest de la sous-préfecture de Tuléar ... Il reçoit sur sa rive droite l'Adranojaza [1.11] |
Vocabulary |
25 Geography: rivers, lakes |
Anagrams | 26 Manombo, manombo, namombo, naombom |
Updated on 2023/01/20 |