|
|
|
|

Entry1  Merina
Part of speech  2  name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  3  Foko lehibe monina afovoan' ny Nosy, izany hoe amin' ny tampon-kavoana voafaritry ny tanin' ny Vonizongo, avaratra, ny tendrombohitr' Ankaratra, atsimo, ny reniranon' i Sakay, andrefana, ny tandavan-tendrombohitr' Angavo, atsinanana
4  Tanan-dehibe: Antananarivo, Antsirabe, Miarinarivo, Soavinandriana, Ambatolampy, Arivonimamo, Manjakandriana. Samy manana ny anarana iantsoany ny Merina ny foko samihafa any anindrana: Amboalambo, hoy ny Sakalava; Ambaniandro na Merinalavasofina, hoy ny Betsileo; Antaimerina, hoy ny foko sasantsasany, ary Hova, hoy ny Betsimisaraka [1.1]
Explanations in French  5  nom d'une population du centre de Madagascar (ville principale: Antananarivo) [1.5]
Vocabulary  6  History: clans, tribes
Analogs  7  ambaniandro, hova, tankova
Compound words 
Toponyms 
Titles  11  Essai de Dictionnaire Betsileo-Merina-Français (Dubois Henri)
12  Les Hain-Teny Merinas : Poésies populaires malgaches (Paulhan Jean)
13  Vocabulaire Sakalava-Merina-Français (Dandouau André)
14  Zaikabe -- Sarasara tsy ambaka : Rakitry ny Zaikabe merina, 1997-1999 (Ratefy)
Tables and plates  15  Dialectal words

Anagrams  16  arenim, Manery, manery, mareñy, marine, menari, Merina, mirena, namery, neraim, nieram

Updated on 2023/10/19