|
|
|
|

Entry (1/2)1  mpitsara (tsara)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Mpiasam-panjakana manam-pahaizana manokana momba ny lalàna atao mpandinika sy mpilaza izay manana ny rariny sy meloka amin' ny olona roa mifampitory, na amin' ny ady isan-karazany (ady madio, ady heloka) [1.1]
Explanations in English  4  A judge [1.7]
Explanations in French  5  Juge [1.8]
Examples  6  Velona eritreritra fatratra ny Résident, ka nampiantso ny mpitsara mpanampy azy hidinihany izay hatao. [2.324#]
7  dia manam-pahefana ny mpitsara haniraka olona ho any aminy haka izay teniny hamalian' ilay mpiady aminy. [1.123#]
Compound words 
Article  9  Randzavola: mpitsara ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)10  Mpitsara
Part of speech  11  name (biblical book)
Vocabulary  12  Holy Scriptures
Explanations in English  13  Judges: one of the books of the Bible [2.996]
Explanations in French  14  Juges: un des livres de la Bible [2.996]
Article  15  Randzavola: Bokin' ny Mpitsara ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/03/17