|
|
|
|

Entry (1/2)1  roambinifolo
Part of speech  2  adjective
Vocabulary  3  Mathematics: arithmetic
Explanations in English  4  twelve [3.1]
Explanations in French  5  douze [3.1]
Examples  6  Ny tendrombohitra roambinifolo. [2.508]
7  Ny heloka roambinifolo mahafaty. [2.508]
8  Dia nirava tamin'ny roambinifolo ny famantaranandro. [2.366]
Other spellings  9  roa, roa
Elementary words  10  roa, amby, folo
Compound words 

Entry (2/2)12  Roambinifolo
Part of speech  13  name (anthroponym)
Vocabulary  14  History: (in general)
Explanations in Malagasy  15  Anarana ilazana ireo mpanjaka nolovan' Andrianampoinimerina ka voateniny matetika rehefa mahatsiaro ny razany izy: Rafandrana, Rafohy, Rangita, Andriamanelo, Ralambo, Andrianjaka, Andriantsitakatrandriana, Andriantsimitoviaminandriandehibe, Andriamasinavalona lehibe sy Andriamasinavalona zanany, Andriantsimitoviaminandriana ary Andriambelomasina. (T.A.I. tak. 253) [1.1]
Examples  16  Maty tokoa angaha izy roambinifolo manjaka? [2.298]
Elementary words  17  folo
Tables and plates  18  Full list

Anagrams  19  Roambinifolo, roambinifolo, Roambinifolo, roambinifolo

Updated on 2023/05/17