Entry (1/2) | 1 tompo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Olona manana fahefana amin' ny hafa ka afaka hampanao azy ny sitrapony sy mibaiko azy: Tompoko angaha ianao no ndeha handidy sy hibaiko ahy 4 Enti-milaza ny olona izay manana ny zavatra iray tenenina: Tsy fantatra ny tompon' ity boky ity 5 Enti-milaza koa an' Andriamanitra na i Jesoa Kristy: Amin' ny alalan' i Jesoa Kristy Tompontsika 6 Fitanana mafy ny hevitry ny tena ho marina [1.1] |
Explanations in English |
7 master, owner; sir [1.7] |
Explanations in French |
8 maître, propriétaire [1.8] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Anthroponyms |
|
Toponyms |
|
Titles | 22 Ny Andriantompokoindrindra (Rasamimanana Joseph) |
Proverbs | 23 Proverbs containing the word tompo |
Article |
24 Randzavola: tompo ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 25 Tompo |
Part of speech | 26 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
27 Lord [2.996] |
Explanations in French |
28 Seigneur [2.996] |
Vocabulary |
29 Holy Scriptures |
Compound words |
|
Article |
31 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Tompo |
Updated on 2023/05/31 |