|
|
|
|

Entry1  ahibahoaka
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany: grass
Explanations in Malagasy  4  Anarana enti-milaza ny ravin' ny tsevoka na tenina izay anafoana trano [1.1]
Explanations in English  5  The name of a species of grass. [1.2]
Explanations in French  6  Les feuilles de glaïeul dont on couvre les cases [1.3]
7  (de ahitra et vahoaka = peuple). Plante de marécage indéterminée servant à faire des toitures de chaume sans grande solidité. [1.196]
Examples  8  Atsy andrefana atsy misy vololondravina roa mifanatrika alao vintana alao tononandro fa na tsy mivady aza miranitra fadiro ny ahibahoaka fandrao halambahoaka an-tanana fadiro ny tsitohintohina fandrao tohim-pitia koa lavo [2.131]
Elementary words  9  ahitra, vahoaka

Updated on 2024/08/13