Entry |
ahidrano
|
Elementary words | ahitra ;
rano |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tsimihety]
Anaran-javamaniry eny an-tanimbary fihinam-biby sy vorona [1.78]
|
| Ahitra maniry eny an-tanimbary rehefa vita ny vary [1.1]
|
Explanations in English | The name of a grass much used as forage. [1.2]
|
Explanations in French | Herbe qui pousse après la coupe du riz [1.3]
|
| (de ahitra = herbe et
rano = eau). Herbes poussant dans les rizières et coupées comme fourrage vert après la récolte du riz. Surtout :
Echinochloa stagnina (Retz.) P. Beauv.,
Echinochloa pyramidalis (Lam.) Hitchc. & Chase et
Echinochloa crus-galli (L.) P. Beauv. (Poaceae).
[1.196]
|
Scientific name | Echinochloa crus-galli, Echinochloa pyramidalis, Echinochloa stagnina |
Vocabulary |
|
Entry |
ahidrano
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan-javamaniry ao anaty rano misy famaitso nefa tsy misy vahatra [1.13]
|
| Karazan-javamaniry fahita any anaty rano (ranomasina na ranomamy), izay tsisy fakany na lalandranon-kazo [1.1]
|
Explanations in French | Algue [1.13]
|
Examples | Ny fanafangaroana ahidrano amin'ny sakafo ihany koa dia manampy ioda ao anatiny.
[2.424]
|
Vocabulary |
Analogs |
alga |
|