Entry | akata | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | [Antemoro, Tanala, Tanosy]
Bozaka [Bara, Tanala, Tanosy] Ahitra [Antemoro] Karazan' ahitra: Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa (mitango) [Bara] vilona [Tanala] forompotra : Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa [1.78] | ||||
Lobolobona hazo madinika Ambanivohitra lavitra: Very atỳ anaty akata atỳ izahay ka tsy mba mahita vaovao [1.1] | |||||
Bozaka matevina mety hisy hazo madinidinika mahalankalana [1.13] | |||||
Explanations in English | A grass used for forage [1.2] | ||||
Explanations in French | Savane arbustive [1.13] | ||||
[Sakalava]
Nom générique des herbes fourragères susceptibles d'être consommées en vert (équivalent de vilona en merina).
[Taisaka] : mauvaises herbes croissant dans les rizières (= ahidratsy en merina). [1.196] | |||||
Examples |
| ||||
Vocabulary | Botany | ||||
Compound words |
| ||||
Phytonyms |
| ||||
Analogs | ahitra ~ bozaka | ||||
Entry | akata | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Vary akotry, izany hoe vary mbola ao anaty hodiny [1.1] | ||||
Explanations in English | [Provincial] Rice in the husk [1.2] | ||||
Explanations in French | Riz dans son enveloppe [1.3] | ||||
Vocabulary | Botany ~ Economy: agriculture | ||||
Other spellings | akatatra | ||||
Entry | akata | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka] Akalana vay [1.78] | ||||
Anagrams | akata, ataka |
Updated on 2020/07/31 |