Entry |
akoholahy
|
Elementary words | akoho ; lahy |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ny lahy amin' ny akoho [1.1]
|
Explanations in English | [lahy, masculine.] A cock [1.2]
|
| A rooster [1.7]
|
Explanations in French | Coq [1.8]
|
| [Sakalava-Mayotte]
[ akôho lahy ] Coq [1.405]
|
Examples |
1 | tsy akoholahy aho ka hahatsiaro andro maraina;
[2.69]
|
2 | Vonoina ny akoholahy mena sy ny ombim-pandroana.
[2.508]
|
3 | Vonoina ny akoholahy mena, ny rany tetitetenan' izy rehetra amin'ny handriny.
[1.353]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Proverbs |
Article |
Illustrations |
|
|