Explanations in Malagasy | Fitambaran' ny firenena monina any amin' ny tanin' i Amerika, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eran' izao tontolo izao ary mizara telo:
- ny Amerikanina avaratra itambaran' ny firenena roa: Etazonia sy
Kanadà;
- ny Amerikanina afovoany, itambaran' ny firenena fito:
Meksika,
Kiobà,
Goatemalà,
Nikaragoà,
Jamaika,
Haiti ary
Portoriko;
- ny Amerikanina atsimo, itambaran' ny firenena iraika ambin' ny folo:
Venezoela,
Kolombia,
Ekoatera,
Goy anina,
Brezila,
Peroa,
Bolivia,
Paragoay,
Orogoay,
Arzantina,
Sily
Momba an' i Amerika na an' i Amerika na avy any Amerika: Anisan' ny be mponina indrindra eto an-tany ny ankabearan' ny tanàna amerikanina [1.1]
|