|
|
|
|

Entry (1/2)1  ampondra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: mammals
Explanations in Malagasy  4  Bibidia fahiny mpiraotra eny amin'ny fondra [1.78]
5  Biby mitovitovy amin' ny soavaly fa kely, izay atao koa hoe boriky [1.1]
Explanations in English  6  A mule. [Swa. punda, an ass.] [1.2]
7  A donkey [1.7]
Explanations in French  8  Ane [1.54]
9  âne, bourrique [1.8]
10  âne [1.405]
Examples  11  Omby na soavaly na ampondra no nampitarihina ny angady. [2.117#120]
12  Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka. [2.293#]
13  Ary hoy ny ampondra : «Ny nanjo ilay saká omaly no nahahendry ahy. [2.857#]
14  nasolony ny hoe ampondra, ka raha tsy efa novazivazin' ny kilonga izy nataony hoe Radonkay tsy nijanona. [2.285#]
Zoonyms 
Article  16  Randzavola: ampondra ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)17  ampondra
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  vilia [1.78]
Phytonyms 

Anagrams  21  ampandro, ampondra, mpandaro

Updated on 2023/12/07