|
|
|
|

Entry1  anakandriamaso
Elementary words  2  anakandriana, anaka, andriana, maso
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Betsimisaraka] faritra boribory sy mainty ao amin'ny atimaso
5  [1.1] Ilay zavatra ao anaty voamaso, izay idiran' ny tsirim-pahazavana fototry ny fahitana.
Explanations in English  6  [1.2] [maso, the eye.] The pupil of the eye.
Explanations in French  7  [1.3#35] la pupille de l'oeil
Examples  8  ary hotandremanay toy ny anakandriamaso [2.588#]
9  ary tehiriziny hoatra ny anakandriamaso ny soa ataon' ny olona [2.996#]
10  Jereo ihany koa ny fihetsiky ny maso, ny haben'ny anakandriamaso [2.424#]
Vocabulary  11  Biology
Compound words 

Updated on 2024/12/21