Entry |
andriambavilanitra
|
Elementary words | andriana ; vavy ; lanitra |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Teny fanajana ilazana ny vehivavy, fampiasa indrindra eo amin' ny kabary [1.1]
|
Explanations in English | A title of respect in speaking of the ladies in enumerating classes of people at a public assembly. [1.2]
|
Examples |
1 | Mba diniho ny fahamaotonana sy ny fahamendrehan' ny andriambavilanitra
[2.296]
|
2 | Manatrika eto ianareo Manamboninahitra sy ny Andriambaventy ary ny Andriambavilanitra, manatrika eto ianareo miaramila sy ny zaza amam-behivavy tsy an-kanavaka.
[2.528]
|
|
Vocabulary |
|