|
|
|
|

Entry1  arahaba
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fomba anehoana ny fanajana olona raha vao mifankahita aminy voalohany: Raha vao vita ny arahaba dia nitarika ny resaka ingahy Rabetrena
4  Teny enti-milaza fiderana olona iray noho ny soa azony na zava-dehibe vitany: Nitoman-davana nanaraka ny arabe ny olona nanolotra ny arahaba an' ilay vao nahazo ny fahaleovan-tena ho an' ny Nosy [1.1]
Explanations in English  5  salutation. [Ar. rahaba, to be made wide and spacious; Heb. rachab; Swa. marahaba, thanks, welcome.] [1.2]
6  a greeting; congratulations [1.7]
Explanations in French  7  salut, fĂ©licitations [1.3, 1.8]
8  salutation [1.3]
Vocabulary  9  Forms of Address
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word arahaba

Updated on 2023/05/21