Entry | arahaba nomen' andriamanitra ny hitsiny | |
Elementary words | arahaba ; omena ; Andriamanitra ; hitsy | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy olona nampinomina ka velona soa aman-tsara [1.1] | |
Vocabulary | Forms of Address | |
Updated on 2023/11/20 |