Entry | arahaba ririnina ê | |
Elementary words | arahaba ; ririnina ; e | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy hasoavan-jaza, ny olona rehetra dia tsy nifanao akory fa nosoloana hoe: Arahaba ririnina ê! [1.1] | |
Vocabulary | Forms of Address | |
Updated on 2023/10/28 |