Entry | avara-patana | ||
Elementary words | avaratra ; -patana (fatana) | ||
Part of speech | locution | ||
Explanations in English | The place of honour in entertaining a guest; lit. north of the hearth. [1.2] | ||
Explanations in French | La place au nord du foyer. C' était la place d' honneur dans la case. [2.415] | ||
Examples | Faribolana amin' ny ladina an-tany no ataon' izy mianakavy eo avarapatana: Rangahy ambony akalana, Ramatoa eo ankavanany, tsy alàna am-pofo I Terezy kely ka raha tsy eny amin-dreniny dia mifindra amin' I Katy, na raha tsy izany ifandimbiasan' izy roalahy fahanana.
[2.470] | ||
Vocabulary | Forms of Address | ||
Compound words |
| ||
Proverbs | Proverbs containing the word avara-patana | ||
Updated on 2023/12/10 |