|
|
|
|

Entry (1/4)1  de
Part of speech  2  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] dia

Entry (2/4)4  de    
Part of speech  5  preposition [Full list]
Explanations in Malagasy  6  [1.1] n', ny: La maison de mon père (Ny tranon' ikaky)
amy, ao an-, an-, any, vao: Les gens de la maison (Ny olona ao an-trano) / Faire entrer quelqu'un de force (Mampiditra olona an-kery) / Il vient de la campagne (Avy any an-tsaha izy) / Il vient de sortir (Vao nivoaka teo izy)
hatrany, hatramy: Il est allé de Paris à Rome (Nandeha hatrany Paris ka hatrany Roma izy) / Du matin au soir (Hatramy ny maraina ka hatramy ny hariva)
momba, anisa, araka, ho: Cours d'histoire (Fampianarana momba ny tantara) / Je suis de vos amis (Anisan' ny sakaizanao aho) / De l'aveu de tout le monde (Araka ny hevitry ny be sy ny maro)
7  [1.9] hatrany, hatramin', avy amin', an', ao, amin': Un plat d'argent (vilia vola) / De près (akaiky) / Faire de son mieux (manao izay azo atao mihitsy) / De ce que (satria) /

Entry (3/4)8     
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  [1.66] fanosehana

Entry (4/4)11     
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  [1.66] kodiakely
Illustrations 
14 

Updated on 2020/07/31