|
|
|
|

Entry1  dimby
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany
Explanations in Malagasy  4  Olona mitana ny toerana ary manohy ny asan' ny teo aloha sy mamelo-maso azy: Ny zanany lahy no dimbin-dRakoto [1.1]
5  Solo: Tsy ho tsara fanahy ohatra azy akory ny dimbin' io mpampiasa io [1.1]
Explanations in English  6  Succession, substitution, change; a child. See solo, sosoka [1.2]
7  A successor, a replacement [1.7]
Explanations in French  8  Successeur, remplaçant [1.8]
9  Rejet, gourmand ; nom général des pousses vigoureuses qui repartent du pied d'un arbre ; taillis obtenu après la coupe à blanc d'un reboisement. [1.196]
Examples  10  dimby hajan' ny voninahitra io. [2.245]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Nouns :
15  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word dimby

Updated on 2023/09/08