|
|
|
|

Entry (1/3)1  -dray
Part of speech  2  morphological form of ray
Examples  3  Izy no Day tian-dray mamin-dreny. [2.245]
4  izaho niera tamin-dray aman-dreny. [2.69]
5  Velon-dray aman-dreny, tsy manjaka! [2.298]

Entry (2/3)6  dray
Part of speech  7  interjection
Explanations in Malagasy  8  Dray na Drey na Endrey na Adrey na Dray: tenim-piontanana voatonona amim-pahatairana raha misy mahagaga tsy nampoizina, na mahafaly tampotampoka, na misy maharary tsy aritra. (Ny tena ahalalana azy ho fanehoam-pahagagana, na hafaliana, na fangirifiriana anefa dia miankina amin' ny feo sy ny anononan' ilay olona miteny azy mbamin' ny fahitana ny endriny sy ny fihetsiny eo am-pitenenana). -- Indraidray ny dray dia atao solony tambinteny hoe: izaitsiizy na tokoa tokoa, ets.; ary ny fanao amin' izany dia ny Edrey, toy izao: Lafo dia dray izany peratrao izany! ~ Lafo dia edrey izany peratrao izany ! [1.10]9  Enti-milaza hatairana na hagagana na fangirifiriana koa aza indraindray: Dray! mahafinaritra izany fiposahan' ny masoandro avy any ambadiky ny tendrombohitra toa memy afo mivaivay [1.1]
Other spellings  10  adray, adrey, drey, endrey
Tables and plates  11  All the interjections

Entry (3/3)12  dray
Part of speech  13  noun
Vocabulary  14  Botany: palm
Explanations in English  15  a kind of fan-palm. Same as mokoty [Sakalava] [1.2]
Synonyms  16  mokoty

Anagrams  17  dary, -dray, dray, rady, dary, -dray, dray, rady

Updated on 2020/07/31