Entry (1/4) | 1 elo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Zavatra vita amin' ny lamba ho aro amin' ny hainandro na ny ranonorana: Velaro haingana ny elo fa avy ny orana 4 [1.13] trano heva |
Explanations in English |
5 [1.7] a parasol or umbrella |
Explanations in French |
6 [1.8] parasol, parapluie 7 [1.13] petit hangar, chalet; parapluie |
Examples |
8 elo manga miofon'andro ambony loha; [1.257] 9 Nijanona teroa Mangabe izy, dia novelariny ny elo mena. [2.508] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/4) | 21 elo |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in Malagasy |
23 [1.78] [Taimoro]
fialonana |
Vocabulary |
24 Emotions |
Entry (3/4) | 25 elo |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in Malagasy |
27 [1.78] [Taisaka]
aretina 28 [1.78] [Tanala] aretina: Tañala hafa no mañelo andoha ka i Boto ñ'mifehy loha (Tanala hafa no marary an-doha ka i Boto no mifehy loha) |
Explanations in French |
29 [1.82] [Taisaka]
maladie (en général) |
Vocabulary |
30 Health |
Entry (4/4) | 31 elo |
Part of speech | 32 noun |
Explanations in Malagasy |
33 [1.78] [Bara]
fanahy |
Anagrams | 34 elo, leo, ole |
Updated on 2023/05/25 |