|
|
|
|

Entry1  endy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fandrahoan-kanina maina tsy misy rano fa asiana menaka: Tsara endy ve ny hena, rankizy? [1.1]
Explanations in English  4  anything fried [1.7]
Explanations in French  5  friture, grillade [1.3#125, 1.8]
6  rôti, torréfaction [1.3]
Examples  7  Hanina mantamanta rehefa avy nafanafanaina, atao lamolety, ahandroina amin' akorany, vakina fotsiny dia atao endy manta-manta. [2.332]
Vocabulary  8  Economy: food
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word endy

Updated on 2023/06/21