Entry | fahafinaretana (finaritra) | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Hafaliana: Akory ny fahafinaretako namaky ny taratasinareo, ry Dada sy Neny Hasambarana, fahasambarana, fahatretrehana: Ao anatin' ny fifankatiavana ihany no misy ny fahafinaretana [1.1] | ||||
Explanations in English | Pleasure, happiness [1.7] | ||||
Explanations in French | Le plaisir, la joie, l'agrément, le bonheur [1.3] | ||||
Plaisir, bonheur [1.8] | |||||
Examples |
| ||||
Vocabulary | Emotions | ||||
Morphology |
| ||||
Synonyms | hafinaretana | ||||
Illustrations | |||||
Updated on 2023/01/20 |