Words
Dialects
Roots
Dictionaries
Illustrations
Home Page
Proper Names
Vocabularies
Derivatives
Grammars
Bibliography
Contributors
Symbols
Parts of speech
Proverbs
Articles
Webliography
Inquiries
Anagrams
Toponymy
Plates and Tables
Changes
|
|
|
|
Entry
fahamen
dre
hana
(
en
drika
)
Part of speech
noun
Explanations in French
La beauté, la dignité, la convenance, le mérite
[
1.3
]
éthique
[
1.66
]
Examples
1
Mitovy
fahamendrehana
eo anivon' ny mpiara-belona ny olom-pirenena.
[
2.114
]
2
Koa na tsy ho manamboninahitra amin' ny grady aza ialahy, dia ho manamboninahitra amin' ny
fahamendrehana
.
[
2.643
]
3
Ary aoka ny fahaiza-miasa sy
fahamendrehana
manoloana ny kolikoly tsy ananana ahiahy mihitsy no hasehon' ireo vondron' asa roa ireo.
[
4.27
]
Vocabulary
Philosophy
Morphology
Simple :
fahamendrehana
, fahamendrehako, fahamendrehanao, fahamendrehany, fahamendrehantsika, fahamendrehanay, fahamendrehanareo, fahamendrehan', fahamendrehan-, fahamendreham-, fahamendreha-
Prefixed :
-pahamendrehana, -pahamendrehako, -pahamendrehanao, -pahamendrehany, -pahamendrehantsika, -pahamendrehanay, -pahamendrehanareo, -pahamendrehan', -pahamendrehan-, -pahamendreham-, -pahamendreha-
Synonyms
hamen
dre
hana
Updated on 2020/07/31