|
|
|
|

Entry (1/2)1  famaky
Root  2  vaky
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina mamaky
5  Azo vakina: Boky tsy famakin' ny ankizy itony [1.1]
Explanations in French  6  ce qu'on peut fendre, manière de fendre [1.3]
Phytonyms 

Entry (2/2)9  famaky
Root  10  vaky
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana kitay na iasana amin' ny rafitra [1.1]
Explanations in English  13  An axe, a hatchet. [1.2]
14  an ax, a cleaver [1.7]
Explanations in French  15  hache [1.3#802, 1.8]
Examples  16  Ny voan' ny famaky mandoa lasiray. [1.437#]
17  Hay mavesatra be iny famaky iny, hoy izy. [2.332#]
Vocabulary  18  Tools
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs  27  Proverbs containing the word famaky
Article  28  Randzavola: famaky ao amin' ny Baiboly

Anagrams  29  faikam, fakaim, famaky, ifakam, mifakà, mifaka, mikafa

Updated on 2023/02/16