Entry | 1 famantaranandro |
Elementary words | 2 famantarana, andro |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Milina vita fomba ahalalana ny ora, ny minitra ary ny segondra amin' ny alalan' ny sahazany roa (sahazabe sy sahazakely) izay mikisaka manondro tarehi-marika eo amin' ny tavany |
Explanations in English |
5 [1.2] [andro, the day.] A clock, a watch. 6 [1.7] a watch, a clock |
Explanations in French |
7 [1.8, 1.13] montre 8 [1.8] horloge |
Examples |
9 Sarobidy ny famantaranandro», hoy aho. [2.356#] 10 tamy ny sivy sy sasany ny famantaranandro. [2.59#] 11 Sambatra ise ry Imaro mahay mamaky famantaranandro. [2.332#] |
Vocabulary |
12 Instrument |
Compound words |
|
Article |
16 Randzavola: famantaranandro ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2023/08/02 |