Entry | 1 fampinomana |
Root | 2 inona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fampisotroana tangena, nampiasaina ho fitsarana fahizay mba hahitana izay meloka [1.1] |
Explanations in French |
5 (de minona : action de boire le tangena, de se soumettre à l'ordalie). Ancien nom de l'ordalie ou jugement de Dieu par le tangena, Cerbera venenifera Steud. (Apocynaceae). On distinguait deux sortes d'épreuves :fampinomamBE et fampinomana andavanandro. [Merina]
[1.196] |
Examples |
6 Nony natao ny fampinomana dia maty Andriamihaja. [2.508] 7 Nandroso ny fampinomana, ka veloina Rakalofotsy sy Rabaofotsy. [2.649] |
Vocabulary |
8 Botany |
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word fampinomana |
Anagrams | 12 fampinomana, nampanofaim |
Updated on 2023/01/20 |